Samy manana ny maha-izy azy tokoa ny skoto rehetra na manerana an’i Madagasikara na manerana an’izao tontolo izao mihitsy aza. Inona hoy ianao no mampiavaka ny skoto ao Andravoahangy fiv ? Ekena tokoa fa tsy dia ampy izao ny mpiandraikitra nefa manatanteraka ny andraikiny tsara ihany izy ireo. Inona avy ireo andraikitra? Ny fanabeazana ao amin’ny skotisma moa dia ny hahatonga zazalahy sy zazavavy vonona sy vanona: tia an’Andriamanitra, tia ny tanindrazany ary koa tia ny hafa, ny tenany izany no farany. Miezaka hatrany ny mpiandraikitra tsirairay hitady hevitra sy sahan’asa ampiala voly sy ampikarokaroka ny sain’ny ankizy rehefa any am-pivoriana tsy latsa-danja amin’izany ny atao any an-dasy. Ny andraikitra miandry azy ireo moa dia tsy dia maivana loatra, nefa tsy adino fa mahazo fitaizana koa na ny mpiandraikitra aza, ny fifandraisany amin’ny samy mpiandraikitra, mety misy anatra kely mba azony koa eny antsefatsefany eny. Hitantsika amin’izany ary fa mahazo voka-tsoa daholo ny ao amin’ny skotisma na ny beazina na ny
mpanabe. Tsy ho adino moa ireo komitim-pivondronana izay tsy mitsahatra ny mikaon-doha amin’ny fampiofanana ny mpiandraikitra hanana traikefa, eo koa ny fitadiavam-bola mba hanohanana ireo sahan’asa ataon’ny ankizy na any an-dasy na koa any am-pivoriana. Hafatra kely ho antsika izay te hiandraikitra ireo zazalahy sy zazavavy skoto kely, tongava ao amin’ny Rasalama amin’ny 2h30 fa tsy maintsy misy olona mandray anao ao koa aza misalasala àry. Mandrapihaona
Ny skoto n’Andravoahangy fivavahana
mai 22, 2008Un rêve source de vie
mai 3, 2008Chaque personne, dès leur enfance ont eu des rêves, des souhaits qu’ils souhaitent se réaliser. Ces rêves font parties des devenir de chacun, s’il n’y a pas de rêve, il n’y aura plus de passion dans la vie, la vie sera monotomne, sans aucune espérance, rien. Les gens n’auront plus qu’à affronter leur stresse de tous les jours.
Avoir un rêve, c’est espérer qu’un jour il va se réaliser et qu’elle pourra faire notre bonheur, sans rêve donc ce sera sans joie de vivre. Citons par exemple, mon rêve à moi, je vais vous le dire: c’est avoir un bon travail qui rémunère assez, avoir un mari qui me rendra heureuse et des beaux enfants.
Côté professionnel, j’ajoute que moi j’ai envie d’aider les gens en difficultés et c’est pour ça que j’ai besoin d’un job qui me salarise plus. J’espère que vous aussi, vous avez un rêve, que vous allez espérer se réaliser un jour car si on y croit,ces rêves peut être exhaussé.
« Que tous vos rêves se réalisent si c’est nécessaire pour vous! »
Hello world!
avril 26, 2008Welcome to WordPress.com. This is your first post. Edit or delete it and start blogging!